Pub
Uber Shit Marseille

Association Manjaka-Miadana | L' association partenaire du développement !

Fikambanana tanora avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, mijoro ara-dalàna tamin’ny 27 martsa teo ary voafaritry ny lalàna 60-133, ny fikambanana Manjaka-Miadana izay naorin’Atoa Gassard Afick sy ireo namany. Midika hoe Jerusalema ny teny Manjaka-Miadana misy tsipi-panohizana, hoy izy ireo. Azo ambara fa teraka tao anatin’ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy 2014 ity fikambanana ity, hoy Atoa Gassard Afick filohany, izahay rahateo dia manaja ny soatoavina Malagasy, hoy izy. Ny tanjon’ny fikambanana dia ny hanampy ny mpiarabelona araka ny fomba fijery vaovao hoe: Malagasy mandroso, manana ny kolontsaina tokony hisandrahaka sy hijoro amin’ny maha-malagasy azy. ‘Ndao handroso’ isika mianakavy ka hifanome tanana.

Fikambanana tanora avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, mijoro ara-dalàna tamin’ny 27 martsa teo ary voafaritry ny lalàna 60-133, ny fikambanana Manjaka-Miadana izay naorin’Atoa Gassard Afick sy ireo namany. Midika hoe Jerusalema ny teny Manjaka-Miadana misy tsipi-panohizana, hoy izy ireo. Azo ambara fa teraka tao anatin’ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy 2014 ity fikambanana ity, hoy Atoa Gassard Afick filohany, izahay rahateo dia manaja ny soatoavina Malagasy, hoy izy. Ny tanjon’ny fikambanana dia ny hanampy ny mpiarabelona araka ny fomba fijery vaovao hoe: Malagasy mandroso, manana ny kolontsaina tokony hisandrahaka sy hijoro amin’ny maha-malagasy azy. ‘Ndao handroso’ isika mianakavy ka hifanome tanana. Visiter et apprécier le site Association Manjaka-Miadana | L' association partenaire du développement !, appartenant à la catégorie Art et culture
Association Manjaka-Miadana | L' association partenaire du développement !
wwww.manjaka-miadana.com
1
0.0/5 pour 0 note
06-06-2014
 
Actualite Cannabis     Generated in 0.330 Queries: 6